Salamo 127:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Sambatra izay lehilahy mameno ny tranon-jana-tsipìkany amin’ireny.+ Tsy ho menatra izy ireo,Satria hiteny eo anatrehan’ny fahavalo eny am-bavahadin’ny tanàna ireny. Salamo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 127:5 w08 1/4 13-16 Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 127:5 Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/2008, p. 13-16
5 Sambatra izay lehilahy mameno ny tranon-jana-tsipìkany amin’ireny.+ Tsy ho menatra izy ireo,Satria hiteny eo anatrehan’ny fahavalo eny am-bavahadin’ny tanàna ireny.