Salamo 130:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Miandry mafy an’i Jehovah aho,+Mihoatra noho ny fiandrasan’ny mpiambina izay hahamaraina ny andro,+Eny, mihoatra noho ny fiandrasan’ny mpiambina ny maraina.
6 Miandry mafy an’i Jehovah aho,+Mihoatra noho ny fiandrasan’ny mpiambina izay hahamaraina ny andro,+Eny, mihoatra noho ny fiandrasan’ny mpiambina ny maraina.