Salamo 135:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ataon’i Jehovah daholo izay tiany,+Na any an-danitra na etỳ an-tany, na any an-dranomasina na any amin’ny rano lalina rehetra.
6 Ataon’i Jehovah daholo izay tiany,+Na any an-danitra na etỳ an-tany, na any an-dranomasina na any amin’ny rano lalina rehetra.