Salamo 137:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Jehovah ô, tsarovyIzay nolazain’ny Edomita tamin’ny andro nandravana an’i Jerosalema. Hoy izy ireo: “Ravao tanteraka! Ravao hatramin’ny fotony!”+ Salamo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 137:7 si 151 Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 137:7 “Soratra Rehetra,” p. 151
7 Jehovah ô, tsarovyIzay nolazain’ny Edomita tamin’ny andro nandravana an’i Jerosalema. Hoy izy ireo: “Ravao tanteraka! Ravao hatramin’ny fotony!”+