-
Ohabolana 8:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Dia mpiasa tena mahay teo akaikiny aho.+
Izaho ilay tena nahafinaritra azy+ isan’andro isan’andro,
Ary falifaly foana aho teo anatrehany.+
-