Ohabolana 17:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mifandray tanana amin’ny olona ny tsy ampy saina,*Ka manaiky eo imason’ny namany hoe hiantoka olona mindram-bola.+ Ohabolana Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:18 Fandalinana, Boky 1,
18 Mifandray tanana amin’ny olona ny tsy ampy saina,*Ka manaiky eo imason’ny namany hoe hiantoka olona mindram-bola.+