Ohabolana 17:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tsy tsara ny manasazy* olo-marina,Ary tsy mety ny mamely olona manan-kaja amin’ny karavasy.