Mpitoriteny 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Izao no zavatra hitako hoe tsara sy mety: Tokony hihinana sy hisotro ary hankafy ny asa mafy+ isasarany etỳ ambanin’ny masoandro ny olona, mandritra ny andro vitsy omen’Andriamanitra azy, fa izany no valisoany.*+ Mpitoriteny Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:18 w98 15/5 6 Mpitoriteny Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:18 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/1998, p. 6
18 Izao no zavatra hitako hoe tsara sy mety: Tokony hihinana sy hisotro ary hankafy ny asa mafy+ isasarany etỳ ambanin’ny masoandro ny olona, mandritra ny andro vitsy omen’Andriamanitra azy, fa izany no valisoany.*+