Mpitoriteny 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izao koa ny zavatra tsisy dikany* mitranga eto ambonin’ny tany: Misy olo-marina atao hoatran’ny hoe nanao ratsy,+ dia misy indray ratsy fanahy atao hoatran’ny hoe nanao ny tsara.+ Dia hoy aho: “Tsisy dikany koa izany.”
14 Izao koa ny zavatra tsisy dikany* mitranga eto ambonin’ny tany: Misy olo-marina atao hoatran’ny hoe nanao ratsy,+ dia misy indray ratsy fanahy atao hoatran’ny hoe nanao ny tsara.+ Dia hoy aho: “Tsisy dikany koa izany.”