Mpitoriteny 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izao no zavatra mahakivy etỳ ambanin’ny masoandro: Koa satria mitovy ihany ny hiafaran’ny olona rehetra,+ dia ny hanao ratsy foana no mibahana ao am-pony. Misy hadalana ao am-pony mandritra ny androm-piainany, dia avy eo izy maty!* Mpitoriteny Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:3 Fandalinana, Boky 1,
3 Izao no zavatra mahakivy etỳ ambanin’ny masoandro: Koa satria mitovy ihany ny hiafaran’ny olona rehetra,+ dia ny hanao ratsy foana no mibahana ao am-pony. Misy hadalana ao am-pony mandritra ny androm-piainany, dia avy eo izy maty!*