Mpitoriteny 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nisy lehilahy mahantra nefa hendry koa tao, ary ny fahendreny no nahavoavonjy an’ilay tanàna. Tsy mba nisy nahatsiaro an’ilay lehilahy mahantra anefa.+
15 Nisy lehilahy mahantra nefa hendry koa tao, ary ny fahendreny no nahavoavonjy an’ilay tanàna. Tsy mba nisy nahatsiaro an’ilay lehilahy mahantra anefa.+