Tononkiran’i Solomona 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Inona iny hoatran’ny setroka be miakatra avy any an-tany efitra iny?Manitra be ilay izy, manitra miora sy ditin-kazo manitraAry vovoka zava-manitra isan-karazany amidin’ny mpivarotra.”+
6 “Inona iny hoatran’ny setroka be miakatra avy any an-tany efitra iny?Manitra be ilay izy, manitra miora sy ditin-kazo manitraAry vovoka zava-manitra isan-karazany amidin’ny mpivarotra.”+