Isaia 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Hataoko inona koa izay sorona be dia be atolotrareo?”,+ hoy i Jehovah. “Leon’ny ondrilahy+ ataonareo fanatitra dorana aho, sady tofoky ny tavin’ny biby nohatavezina,+Ary tsy mahafinaritra ahy ny ran’ny+ vantotr’ombilahy+ sy ny ran’ny zanak’ondry ary ny ran’ny osilahy.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:11 ip-1 22-23 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:11 Faminanian’i Isaia I, p. 22-23
11 “Hataoko inona koa izay sorona be dia be atolotrareo?”,+ hoy i Jehovah. “Leon’ny ondrilahy+ ataonareo fanatitra dorana aho, sady tofoky ny tavin’ny biby nohatavezina,+Ary tsy mahafinaritra ahy ny ran’ny+ vantotr’ombilahy+ sy ny ran’ny zanak’ondry ary ny ran’ny osilahy.+