Isaia 10:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Hijanona ao Noba+ i Asyria amin’izay andro izay. Hambanany totohondry ny tendrombohitr’i Ziona zanakavavy,Dia ilay havoanan’i Jerosalema. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:32 ip-1 150 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:32 Fandalinana, Boky 1, Faminanian’i Isaia I, p. 150
32 Hijanona ao Noba+ i Asyria amin’izay andro izay. Hambanany totohondry ny tendrombohitr’i Ziona zanakavavy,Dia ilay havoanan’i Jerosalema.