Isaia 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny fahamarinana no ho fehikibo eo amin’ny andilany.Ho fehikibo eo amin’ny andilany koa ny tsy fivadihana.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:5 ip-1 161, 163 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:5 Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Isaia I, p. 161-163
5 Ny fahamarinana no ho fehikibo eo amin’ny andilany.Ho fehikibo eo amin’ny andilany koa ny tsy fivadihana.+