Isaia 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hiaraka tsindraindray amin’ny zanak’ondry ny amboadia,+Hatoritory hiaraka amin’ny zanak’osy ny leopara,Ary hiaraka daholo ny zanak’omby sy ny liona* ary ny biby nohatavezina,*+Ka ankizilahikely no hitarika azy ireo. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:6 w18.01 31; mwb16.12 7; kr 232-234, 236; w10 1/9 7-9; ip-1 163-165; w96 15/2 25; w92 15/1 31 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:6 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),1/2018, p. 31 Fandalinana, Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana,12/2016, p. 7 Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!, p. 232, 233-234, 236 Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/2010, p. 7-915/2/1996, p. 2515/1/1992, p. 31 Faminanian’i Isaia I, p. 163-165
6 Dia hiaraka tsindraindray amin’ny zanak’ondry ny amboadia,+Hatoritory hiaraka amin’ny zanak’osy ny leopara,Ary hiaraka daholo ny zanak’omby sy ny liona* ary ny biby nohatavezina,*+Ka ankizilahikely no hitarika azy ireo.
11:6 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),1/2018, p. 31 Fandalinana, Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana,12/2016, p. 7 Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!, p. 232, 233-234, 236 Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/2010, p. 7-915/2/1996, p. 2515/1/1992, p. 31 Faminanian’i Isaia I, p. 163-165