Isaia 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa hamindra fo amin’i Jakoba i Jehovah,+ ary mbola hifidy ny Israely indray izy.+ Dia hapetrany ao amin’ny taniny izy ireo,*+ ary hiaraka amin’izy ireo ny hafa firenena ka hitambatra amin’ny taranak’i Jakoba.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 14:1 ip-1 181-182 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:1 Faminanian’i Isaia I, p. 181-182
14 Fa hamindra fo amin’i Jakoba i Jehovah,+ ary mbola hifidy ny Israely indray izy.+ Dia hapetrany ao amin’ny taniny izy ireo,*+ ary hiaraka amin’izy ireo ny hafa firenena ka hitambatra amin’ny taranak’i Jakoba.+