-
Isaia 14:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Midradradradrà, ry vavahady ô! Miantsoantsoa, ry tanàna ô!
Ho kivy daholo ny ao aminao, ry Filistia!
Fa misy setroka avy any avaratra,
Ary tsy misy taraiky ny miaramilany na iray aza.”
-