-
Isaia 16:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 “Manomeza torohevitra, dia tanteraho ilay fanapahan-kevitra.
Ataovy maizina be hoatran’ny amin’ny alina ny alokao amin’ny mitataovovonana.
Afeno ny olona miparitaka, ary aza mamadika an’izay mandositra.
-