-
Isaia 17:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Izany ny feon’ny vahoaka maro misahotaka,
Izay mitabataba hoatran’ny ranomasina misamboaravoara!
Mitabataba be ireo firenena,
Ka hoatran’ny rano mikoriana mafy ny feony!
-