-
Isaia 18:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ry mponina rehetra ao amin’ilay tany, sy ianareo mipetraka etỳ ambonin’ny tany!
Izay hitanareo dia ho toy ny tsato-kazo famantarana atsangana eny an-tendrombohitra.
Ary haheno feo toy ny feon’anjombona ianareo.
-