-
Isaia 18:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Amin’izay fotoana izay, dia hisy fanomezana haterina any amin’i Jehovah Tompon’ny tafika,
Dia fanomezana avy any amin’ny firenena lava ranjanana sy malama hoditra,*
Avy any amin’ny vahoaka atahoran’ny olona hatraiza hatraiza,
Avy any amin’ny firenena matanjaka sy mpandresy.*
Lasan’ny renirano koa ny taniny,
Ka tonga any amin’ny toerana mitondra ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika, dia ny Tendrombohitra Ziona.”+
-