Isaia 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tena adala ny andrianan’i Zoana.+ Manome torohevitra adaladala koa ny hendry indrindra amin’ny mpanolo-tsain’i Farao.+ Dia sahinareo ve ny miteny amin’i Farao hoe: “Taranaky ny olon-kendry aho,Sady taranaky ny mpanjaka fahiny”? Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 19:11 ip-1 202 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:11 Fandalinana, Boky 1, Faminanian’i Isaia I, p. 202-203
11 Tena adala ny andrianan’i Zoana.+ Manome torohevitra adaladala koa ny hendry indrindra amin’ny mpanolo-tsain’i Farao.+ Dia sahinareo ve ny miteny amin’i Farao hoe: “Taranaky ny olon-kendry aho,Sady taranaky ny mpanjaka fahiny”?