Isaia 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Amin’izany andro izany, dia ho toy ny vehivavy i Ejipta ka hangovitra sy hatahotra be, satria hanambana azy amin’ny tanany i Jehovah Tompon’ny tafika.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 19:16 ip-1 203 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:16 Fandalinana, Boky 1, Faminanian’i Isaia I, p. 203-204
16 Amin’izany andro izany, dia ho toy ny vehivavy i Ejipta ka hangovitra sy hatahotra be, satria hanambana azy amin’ny tanany i Jehovah Tompon’ny tafika.+