Isaia 23:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Iza no nandray an’ilay fanapahan-kevitra hoe hamely an’i Tyro,Ilay mpanome satroboninahitra?Andriana no mpivarotra tao aminy,Ary nomena voninahitra eran-tany ny mpivaro-mandeha tao aminy.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 23:8 ip-1 248-249 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:8 Faminanian’i Isaia I, p. 248-249
8 Iza no nandray an’ilay fanapahan-kevitra hoe hamely an’i Tyro,Ilay mpanome satroboninahitra?Andriana no mpivarotra tao aminy,Ary nomena voninahitra eran-tany ny mpivaro-mandeha tao aminy.+