Isaia 23:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Amin’izany andro izany, dia ho hadino mandritra ny 70 taona i Tyro,+ izany hoe hoatran’ny halavan’ny androm-piainan’ny* mpanjaka iray. Rehefa tapitra ny 70 taona, dia ho toy ilay mpivaro-tena voalazan’izao hira izao i Tyro: Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 23:15 ip-1 253-254 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:15 Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Isaia I, p. 253-254
15 Amin’izany andro izany, dia ho hadino mandritra ny 70 taona i Tyro,+ izany hoe hoatran’ny halavan’ny androm-piainan’ny* mpanjaka iray. Rehefa tapitra ny 70 taona, dia ho toy ilay mpivaro-tena voalazan’izao hira izao i Tyro: