Isaia 29:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hamonjy anao i Jehovah Tompon’ny tafika,Ka hisy kotroka sy horohoron-tany ary feo mipoaka mafy rehefa manao an’izany izy,Sady hisy tafio-drivotra sy oram-baratra ary lelafo mandevona.”+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 29:6 ip-1 297 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 29:6 Faminanian’i Isaia I, p. 297
6 Hamonjy anao i Jehovah Tompon’ny tafika,Ka hisy kotroka sy horohoron-tany ary feo mipoaka mafy rehefa manao an’izany izy,Sady hisy tafio-drivotra sy oram-baratra ary lelafo mandevona.”+