Isaia 29:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa efa nataon’i Jehovah renoky ny torimaso lalina ianareo.+Dia akimpiny ny masonareo, izany hoe ny mpaminany,+Ary saronany ny lohanareo, izany hoe ny mpahita fahitana.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 29:10 ip-1 298 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 29:10 Faminanian’i Isaia I, p. 297-298
10 Fa efa nataon’i Jehovah renoky ny torimaso lalina ianareo.+Dia akimpiny ny masonareo, izany hoe ny mpaminany,+Ary saronany ny lohanareo, izany hoe ny mpahita fahitana.+