Isaia 29:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia ireo mandainga mba hahatonga ny olona ho meloka,Sady mamandrika an’izay miaro ny tenany* eo amin’ny vavahadin’ny tanàna,+Ary manendrikendrika ny olo-marina mba tsy hanomezana rariny azy.+ Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 29:21 Fandalinana, Boky 2,
21 Dia ireo mandainga mba hahatonga ny olona ho meloka,Sady mamandrika an’izay miaro ny tenany* eo amin’ny vavahadin’ny tanàna,+Ary manendrikendrika ny olo-marina mba tsy hanomezana rariny azy.+