Isaia 30:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy izy ireo amin’ny mpahita: ‘Aza mijery’, Ary amin’ny mpahita fahitana hoe: ‘Aza milaza fahitana marina aminay.+ Fa teny fandokafana* no lazao aminay, ary zavatra mamitaka no jereo ao amin’ny fahitana.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 30:10 ip-1 304, 306 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:10 Faminanian’i Isaia I, p. 304-306
10 Hoy izy ireo amin’ny mpahita: ‘Aza mijery’, Ary amin’ny mpahita fahitana hoe: ‘Aza milaza fahitana marina aminay.+ Fa teny fandokafana* no lazao aminay, ary zavatra mamitaka no jereo ao amin’ny fahitana.+