-
Isaia 30:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ho toy ny manda mitresaka àry izany fahadisoanareo izany,
Ary hoatran’ny manda avo be efa mibontsina ka mitady hianjera.
Hirodana tampoka ao anatin’ny indray mipy maso ilay manda.
-