Isaia 30:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ny omby sy ny ampondra izay miasa tany kosa hihinana vilona nafangaro kidiadiamborona,* izay niara-nokororohina tamin’ny lapelina sy ny fitrebika.* Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 30:24 ip-1 311 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:24 Fandalinana, Boky 1, Faminanian’i Isaia I, p. 311-312
24 Ny omby sy ny ampondra izay miasa tany kosa hihinana vilona nafangaro kidiadiamborona,* izay niara-nokororohina tamin’ny lapelina sy ny fitrebika.*