- 
	                        
            
            Isaia 31:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        31 Hahita loza izay mandeha midina any Ejipta mba hitady fanampiana,+ Sy izay miantehitra amin’ny soavaly,+ Sy izay mitoky amin’ny kalesy fitondra miady satria hoe be dia be ireny, Ary mitoky amin’ny soavaly fitondra miady* satria hoe tena mahery ireny. Tsy mba mitodika any amin’Ilay Masin’ny Israely izy ireo, Sady tsy mitady an’i Jehovah. 
 
-