Isaia 31:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Misidina mafy hiaro ny zanany ny vorona. Dia ho toy izany koa no hiarovan’i Jehovah Tompon’ny tafika an’i Jerosalema.+ Hiaro azy izy sady hamonjy azy. Hitsimbina ny ainy izy sady hanavotra azy.” Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 31:5 ip-1 323; w96 15/7 32 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 31:5 Faminanian’i Isaia I, p. 323 Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/1996, p. 32
5 Misidina mafy hiaro ny zanany ny vorona. Dia ho toy izany koa no hiarovan’i Jehovah Tompon’ny tafika an’i Jerosalema.+ Hiaro azy izy sady hamonjy azy. Hitsimbina ny ainy izy sady hanavotra azy.”