Isaia 31:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hanjavona ny vatolampiny satria matahotra be,Ary hihorohoro ny andrianany noho ilay tsato-kazo famantarana”, hoy i Jehovah.Ao Ziona ny hazavany* ary ao Jerosalema ny lafaorony. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 31:9 ip-1 328 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 31:9 Faminanian’i Isaia I, p. 328
9 Hanjavona ny vatolampiny satria matahotra be,Ary hihorohoro ny andrianany noho ilay tsato-kazo famantarana”, hoy i Jehovah.Ao Ziona ny hazavany* ary ao Jerosalema ny lafaorony.