Isaia 36:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nivoaka nankeo amin’ilay Rabsake i Eliakima+ zanak’i Hilkia, izay niandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka,* sy Sebna+ mpitan-tsoratra, ary Joa zanak’i Asafa, mpanoratra ny raharaham-panjakana. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 36:3 w07 15/1 8-9; ip-1 386 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 36:3 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2007, p. 8-9 Faminanian’i Isaia I, p. 386
3 Ary nivoaka nankeo amin’ilay Rabsake i Eliakima+ zanak’i Hilkia, izay niandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka,* sy Sebna+ mpitan-tsoratra, ary Joa zanak’i Asafa, mpanoratra ny raharaham-panjakana.