Isaia 36:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hoy i Eliakima sy Sebna+ ary Joa tamin’ilay Rabsake:+ “Mba ataovy amin’ny teny aramianina*+ re ny zavatra resahinao aminay mpanomponao e! Azonay ihany mantsy izany. Aza mampiasa fitenin’ny Jiosy fa henon’ny olona eny ambony manda.”+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 36:11 ip-1 387 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 36:11 Fandalinana, Boky 1, Faminanian’i Isaia I, p. 387-388
11 Dia hoy i Eliakima sy Sebna+ ary Joa tamin’ilay Rabsake:+ “Mba ataovy amin’ny teny aramianina*+ re ny zavatra resahinao aminay mpanomponao e! Azonay ihany mantsy izany. Aza mampiasa fitenin’ny Jiosy fa henon’ny olona eny ambony manda.”+