Isaia 36:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Avy eo dia ho tonga aho, dia hoentiko any amin’ny tany mitovy amin’ny taninareo+ ianareo, dia tany misy varimbazaha sy divay vaovao, tany misy mofo sy tanimboaloboka. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 36:17 ip-1 387-388 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 36:17 Faminanian’i Isaia I, p. 387-388
17 Avy eo dia ho tonga aho, dia hoentiko any amin’ny tany mitovy amin’ny taninareo+ ianareo, dia tany misy varimbazaha sy divay vaovao, tany misy mofo sy tanimboaloboka.