Isaia 37:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Ry Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay Andriamanitry ny Israely ô! Mipetraka eo amin’ny seza fiandriananao eo ambonin’ny* kerobima ianao. Ianao irery no tena Andriamanitry ny fanjakana rehetra eto an-tany. Ianao no nanao ny lanitra sy ny tany. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 37:16 w96 1/7 9 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 37:16 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/1996, p. 915/4/1988, p. 17-18
16 “Ry Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay Andriamanitry ny Israely ô! Mipetraka eo amin’ny seza fiandriananao eo ambonin’ny* kerobima ianao. Ianao irery no tena Andriamanitry ny fanjakana rehetra eto an-tany. Ianao no nanao ny lanitra sy ny tany.