Isaia 40:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Manaova teny manohina ny fon’i* Jerosalema.Lazao aminy fa efa vita ny asa an-terivozona nataony,Ary efa voaonitra ny fahadisoany.+ Efa nataon’i Jehovah nanefa ny sazy sahaza azy* izy, noho ny fahotany rehetra.”+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 40:2 ip-1 398-399 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 40:2 Fandalinana, Boky 1, Faminanian’i Isaia I, p. 398-399
2 “Manaova teny manohina ny fon’i* Jerosalema.Lazao aminy fa efa vita ny asa an-terivozona nataony,Ary efa voaonitra ny fahadisoany.+ Efa nataon’i Jehovah nanefa ny sazy sahaza azy* izy, noho ny fahotany rehetra.”+