Isaia 42:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nangalarina sy norobaina ny fananan’ny vahoaka.+Voafandrika ao anaty lavaka daholo izy ireo, ary afenina ao am-ponja.+ Nangalarina ny fananany nefa tsy nisy namonjy azy.+Norobaina koa ny fananany nefa tsy nisy niteny hoe: “Avereno atỳ ireny!” Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 42:22 ip-2 45 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 42:22 Faminanian’i Isaia II, p. 45
22 Nangalarina sy norobaina ny fananan’ny vahoaka.+Voafandrika ao anaty lavaka daholo izy ireo, ary afenina ao am-ponja.+ Nangalarina ny fananany nefa tsy nisy namonjy azy.+Norobaina koa ny fananany nefa tsy nisy niteny hoe: “Avereno atỳ ireny!”