Isaia 44:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izao no tenin’i Jehovah,Dia i Jehovah Tompon’ny Tafika, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy:+ ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany.+ Tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 44:6 re 27-28; ip-2 64-65 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 44:6 Fandalinana, Boky 1, Apokalypsy, p. 27-28 Faminanian’i Isaia II, p. 64-65
6 Izao no tenin’i Jehovah,Dia i Jehovah Tompon’ny Tafika, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy:+ ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany.+ Tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+