Isaia 47:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hanjo anao tampoka ao anatin’ny indray andro anefa ireto zavatra roa ireto:+ Ho faty ny zanakao, ary ho lasa mpitondratena ianao. Tena hanjo anao daholo izany,+Satria ianao mampiasa* ody be dia be sy famosaviana mahery.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 47:9 ip-2 112, 119 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 47:9 Faminanian’i Isaia II, p. 112, 119
9 Hanjo anao tampoka ao anatin’ny indray andro anefa ireto zavatra roa ireto:+ Ho faty ny zanakao, ary ho lasa mpitondratena ianao. Tena hanjo anao daholo izany,+Satria ianao mampiasa* ody be dia be sy famosaviana mahery.+