-
Isaia 47:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Hoatran’ny vodivary izy ireo,
Ka ho kilan’ny afo.
Tsy mahavonjy ny tenany tsy ho main’ny lelafo izy ireo.
Tsy vainafo natao hampahafana izany,
Ary tsy afo natao hamindroana.
-