Isaia 48:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy nangetaheta mihitsy izy ireo, tamin’izy nitarika azy ireo namakivaky tany ngazana.+ Nataony namoaka rano ny vatolampy mba hosotroin’izy ireo,Ary nataony nitresaka ny vatolampy mba hisy rano hiboiboika be.”+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 48:21 ip-2 134 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 48:21 Faminanian’i Isaia II, p. 134
21 Tsy nangetaheta mihitsy izy ireo, tamin’izy nitarika azy ireo namakivaky tany ngazana.+ Nataony namoaka rano ny vatolampy mba hosotroin’izy ireo,Ary nataony nitresaka ny vatolampy mba hisy rano hiboiboika be.”+