Isaia 49:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mihobia, ry lanitra, ary mifalia, ry tany!+ Aoka hifalifaly ny tendrombohitra sady hihoby.+ Mampionona ny vahoakany mantsy i Jehovah,+Sady mamindra fo amin’izay mpanompony mijaly.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 49:13 ip-2 145-146 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 49:13 Faminanian’i Isaia II, p. 145-146
13 Mihobia, ry lanitra, ary mifalia, ry tany!+ Aoka hifalifaly ny tendrombohitra sady hihoby.+ Mampionona ny vahoakany mantsy i Jehovah,+Sady mamindra fo amin’izay mpanompony mijaly.+