Isaia 50:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hanampy ahy i Jehovah Tompo Fara Tampony. Iza no hilaza fa meloka aho? Ho lasa hoatran’ny akanjo tonta izy rehetra, Ary hoatran’ny akanjo lanin’ny bibikely.* Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 50:9 w09 15/1 22; ip-2 161-163 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 50:9 Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2009, p. 22 Faminanian’i Isaia II, p. 161-163
9 Hanampy ahy i Jehovah Tompo Fara Tampony. Iza no hilaza fa meloka aho? Ho lasa hoatran’ny akanjo tonta izy rehetra, Ary hoatran’ny akanjo lanin’ny bibikely.*