-
Isaia 50:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 “Ianareo rehetra izay mandrehitra afo
Sy mampisy pitik’afo,
Mandehana amin’ny hazavan’ny afonareo
Sy eo amin’ny pitik’afo alefanareo.
Dia izao no sazy hampihariko aminareo:
Hiampatrampatra ao anatin’ny fanaintainana faran’izay mafy ianareo.
-