Isaia 51:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Efa manakaiky ny fahamarinako.+ Efa ho tonga ny famonjena avy amiko,+Ary ny sandriko no hitsara an’ireo firenena.+ Izaho no hantenain’ireo nosy,+Ary ny sandriko* no handrandrainy. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 51:5 ip-2 169-170 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 51:5 Faminanian’i Isaia II, p. 169-170
5 Efa manakaiky ny fahamarinako.+ Efa ho tonga ny famonjena avy amiko,+Ary ny sandriko no hitsara an’ireo firenena.+ Izaho no hantenain’ireo nosy,+Ary ny sandriko* no handrandrainy.