-
Isaia 57:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Nametraka marika fahatsiarovana tao ambadiky ny varavarana sy tolàna ianao.
Nilaozanao aho dia nesorinao ny akanjonao.
Dia niakatra ianao ary nataonao malalaka ny fandriananao.
Nanao fifanekena tamin’ireny koa ianao.
-